dailynews.blaogy

Categorie: Ankapobeny

Noana dia Mihomehy Avy Eo ( nofy faha-10)

Tao anaty restaurant ngeza tokoa izay miendrika fijerena baolina basikety ny tao anatiny. Misy seza avo ho an ny mpanotrona ny ankilany ary ny andaniny kosa dia toa babangaona ihany hafa tsy ilay comptoir fanankalozana vola etsy ampita.   Ilay comptoir dia miendrika pilopitra fitorianteny...

Mirary Pasaka Sambatra Ho Anao Aho:

Raha tsy nitsangana hono Kristy Jesoa dia ho foana ny finoantsika Marina loatra izany. Efa nandray io Atra velona izay naharesy ny fahafatesana  io ve ianao? Raiso Izy fa tsy hanenina mandrakizay ianao. Ary hilaza ihany koa fa hitako ny lalantsara ka hizorako Fa izao, na...

Vavaka Ho An Ny Hafa: Amboary Ny Lalan I Jehovah

Aza adino fa ny fanahy aloha no zava dehibe vao ny ara nofo. Katsaho aloha ny fanjakan Atra dia hanampy anao ny zavatrra rehetra. Koa raha hivavaka ho an ny olona dia aza maika fotsiny amin ny hoe tahio izy Tompo o fa mampalahelo be na hoe tahio izy Tompo o fa maditra be… . Fa raha...

Sady Ety no Atsy (Nofy Faha-9)

Tsaroako fa nandeha namangy olona tany ampigadrana  teny Antanimora aho t@ izay ary niaraka t@ Liva ilay namako ary lehilahy iray izany izay tsy fantatro akory, antsoiko hoe X, fa dia namana moa izy tao anaty nofy.   (tohiny)

Vonoan' Olona ( nofy faha- 8)

Efa hariva ihany ny andro t@ izay. Nitsofoka t@ parking moramora aho fa saika hanajanona  ny tomobilina noentiko. Nony nitsofoka tao anefa aho dia taitra sy nangovitra nony tonga saina fa teo anelanelan ny tomobilina izay nijanona teo, izay marihina fa mainty daholo ny lokony dia ...
1 2 3  Manaraka»
 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb