Categorie: Ny fiainana kristiana
Ny vavaka izay mazava ho azy fa resaka hifanaovana @ Atra dia zava dehibe indrindra eo amin ny fianana kristiana satria dia azo lazaina fa io no ain ny ny fianana kristiana iray noho ny fifaneraserany @ Atra. Ny kristiana mivavaka no zavatra atahoran ny devoly indrindra satria...
(tohiny)
Ny baiboly dia milaza fa toetra fito no maha Mpanjaka ny mpanjakako… mpanjakan ny jiosy Izy; mpanjaka @ alalan ny fihaviana izany… Mpanjakan Israely Izy; mpanjaka @ alalan ny firenena izany… Mpanjakan ny fahamarinana Izy...
1)Mila marina eo anatrehan Atra satria tsy ny olona rehetra no valiany vavaka: Fanina ny olona matetika hoe maninona no tsy mety mahita valimbavaka mihitsy ary maninona no tsy mihaino Atra nefa izy mba mivavaka ihany. Toa mivavaka ihany, toa mitomany ihany, toa misentosento ihany anefa...
Inona no atao hoe finoana? Hebreo 11: 1=> ny finoana no fahatokisana ny @ zavatra antenaina, fanehoana ny zavatra tsy hita. Ny tsotra indrindra hahazoako ny atao hoe finoana an Atra dia Mino fa misy Izy ary mino izay lazainy ao anaty baiboly....
Hiadivan olona hevitra mafy izao ny krisimasy. Ny tsy kristiana moa efa tsy mahagaga fa ihany koa dia misy ny kristiana izay tsy mankalaza krisimasy noho ny antony hoe: tsy fety kristiana io ary tsy ao anaty baiboly ary tsy tena andro nahaterahan I Jesoa. Misy fahamarinany tokoa...
Rehefa avy teraka am-panahy indray ary dia haninona avy eo? Misy toetra hitovizan ny zaza vao teraka ny toetran ny teraka indray ampanahy. Ireto avy ireo toetra hitako. Mety mbola misy fa ireto no hitako aloha izao. ZK (zazakely) MP (mpino vao teraka ara panahy)...
Ny olona rehetra izay miditra am-piangoanana ve dia lasa any? Tsia. Ny olona izay nandray an I Jesoa ihany na ny olona nateraka indray na converti, na born again, na hoe nandray ny famonjena na nandray ny salut, na nandray ny salvation… Ny maha kristiana...
Ity fanontaniana valiny ity dia fanampiny ihany ny resaka momba ny homo izay efa nosoratako teo aloha. Valindresaka tao @ dinika forum nataoko moa izy ity anefa noho ny fandehan ny resaka tao dia hitako fa mbola mila fanazavana bebe kokoa . Ota ve ny maha homo ny olona iray ? Eny. Ary...
Raha ny tantara n’i Sodoma sy Gomora dia efa nahitana sahady ny tsy fankasitrahan Atra ny resaka fifanambadiana na firaisan ny lahy sy ny lahy na ny vavy sy ny vavy, satria dia nofongariny tanteraka tokoa izany tanana izany noho ny fahotana mamoafady tao amin io tanana...
Inona no atao hoe lalana? Raha lazaina amin ny fomba tena fohy sy tsotra, ny lalana dia fanekena izay nomen Atra t@ andro n I Mosesy ho an ny zanak Israely mba ho entin izy ireo hanajana sy hivavahana amin ilay Andriamaniny. Tao ny didy folo ary tao ihany koa ny lalana momba ny...