dailynews.blaogy

Categorie: Ankapobeny

Noana dia Mihomehy Avy Eo ( nofy faha-10)

Tao anaty restaurant ngeza tokoa izay miendrika fijerena baolina basikety ny tao anatiny. Misy seza avo ho an ny mpanotrona ny ankilany ary ny andaniny kosa dia toa babangaona ihany hafa tsy ilay comptoir fanankalozana vola etsy ampita.   Ilay comptoir dia miendrika pilopitra fitorianteny...

Mirary Pasaka Sambatra Ho Anao Aho:

Raha tsy nitsangana hono Kristy Jesoa dia ho foana ny finoantsika Marina loatra izany. Efa nandray io Atra velona izay naharesy ny fahafatesana  io ve ianao? Raiso Izy fa tsy hanenina mandrakizay ianao. Ary hilaza ihany koa fa hitako ny lalantsara ka hizorako Fa izao, na...

Vavaka Ho An Ny Hafa: Amboary Ny Lalan I Jehovah

Aza adino fa ny fanahy aloha no zava dehibe vao ny ara nofo. Katsaho aloha ny fanjakan Atra dia hanampy anao ny zavatrra rehetra. Koa raha hivavaka ho an ny olona dia aza maika fotsiny amin ny hoe tahio izy Tompo o fa mampalahelo be na hoe tahio izy Tompo o fa maditra be… . Fa raha...

Sady Ety no Atsy (Nofy Faha-9)

Tsaroako fa nandeha namangy olona tany ampigadrana  teny Antanimora aho t@ izay ary niaraka t@ Liva ilay namako ary lehilahy iray izany izay tsy fantatro akory, antsoiko hoe X, fa dia namana moa izy tao anaty nofy.   (tohiny)

Vonoan' Olona ( nofy faha- 8)

Efa hariva ihany ny andro t@ izay. Nitsofoka t@ parking moramora aho fa saika hanajanona  ny tomobilina noentiko. Nony nitsofoka tao anefa aho dia taitra sy nangovitra nony tonga saina fa teo anelanelan ny tomobilina izay nijanona teo, izay marihina fa mainty daholo ny lokony dia ...

Nilalao Andalana ( nofy faha-7)

Toa samy nanana ny nalehany avy izaho sy V.. saingy ny nifanarahana dia hoe rehefa avy eo mifankahita koa samy nandeha t@ nalehany avy izahay.   Tsaroako t@ izay fa nitondra tomobilina mafy be aho handeha hitady essence tany @ BP haingana fa hoe tsy mandry hono ny tany. Saingy teny...

Chinese Revolution ( nofy faha-6)

Marihina aloha fa ity nofy ity dia tsy nofiko fa nofin ny vadiko. Saingy izaho sy ramose hono dia  iray ihany ka nozarainy tamiko ilay nofy dia mba raketiko eto ihany koa.   Tany Chine hono izaho sy V. Niainga t@ tanana lehibebe iray hono izaho sy V( Vadiko) ho any @ izany tanany...

Nanao Mission ( nofy faha-5)

Samy nitsotsotra teo ambony fandriana izaho sy ny vadiko( antsoiko hoe V..). Ilay toerana dia tahaka ny efitra fatorian ny anadahiko t@ izaho mbola kely.  Ilay fandriana moa dia nisy couvre-lit izay ary manga tanora ny lokony, vita @ laine. Rehefa nitsotsotra teo izahay dia samy vonona...

Egypta( nofy faha-4)

Nofiko fa tany Egypta aho. Niaraka t@ olona vitsivitsy tahaka ny mpitsangatsangana sa delegasiona angaha. Tonga tany ambony rihan  irony trano avo dia avo irony izahay , tany @ faha 40 ny rihana angamba. Niala teo @ ireo namako aho ary nijery  ny  teo ivelany avy amin ilay...

ilay cousine ko ( nofy faha 3)

Niaraka t@ fianakaviana lavitra sy nisakafo teo ambony latabatra aho ary tsaroako fa nisy ny resaka hoe fifidianan izay ho vadin I dadatoa? (hmm)  nisy ilay ramatoa iray izay hoe efa nisaraka taminy angaha, ary nisy ilay vehivavy iray iray hoe miaraka aminy izao.  Natao ary ny...

avy aiza ka ho aiza? ( mbola nofy ihany)

Tao an efitra iray nisy ankizy vitsivitsy izay teo ampiandrasana ny RAD izy ireo ho tonga haka azy.  Ny rindrina teo aloha dia fitaratra fotsiny ihany hany ka nampazava tokoa ny tara masoandro izay tafiditra tao an’efitra. Tsaroako fa nisy ankizy vistivitsy teo anilako, ary...

Ireo nofiko matory

Mihevitra aho ny hampiasa ity blaogy ity handrakitra an-tahiry ireo nofiko maro dia maro isankalina izay tsy mitsahatra. koa mba tsy hanadinoana izany intsony dia ho raketiko eto manomboka izao ireo tantara. Mety tsy hazava na amin iza na amin iza ireo nofy satria tsy ny hitantara...
 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb